Pakejy

Amin'ny kajimirindra, ny pakejy (avy amin'ny teny anglisy package) dia rakitra ahitana rakitra ilain'ny solosaina, ny torohay ilain'ny mpandrindra milina iray ho an'ny fametrahana ny rindrankajy iray. Araka izany ny APT, RPM ary ny URPMI dia mpitantana pakejy ho an'i Linux.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy