Commonwealth of Australia | |||||
{{ {{{langue}}} }} | |||||
Commonwealth an'i Aostralia ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Advance Australia Fair. | |||||
Teny ofisialy | fiteny anglisy | ||||
Renivohitra | Canberra 35°15′S 149°08′E / 35.250°S 149.133°E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Sydney | ||||
Fitondrana sy governemanta - {{{titres_dirigeants}}} |
Fanjakana ara-dalampanorenana {{{noms_dirigeants}}} | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 6 7 686 850 km² 1 | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2011) - hakitroka |
faha 54 22 607 571[1] mpo. 2,6 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Aostralianina, Aostraliana | ||||
IDH (2010) | (mitombo) 0,937[2] (avo) faharpa | ||||
Sandam-bola | Dollar aostralianina (AUD )
| ||||
Faritr'ora | UTC +8 hatramin'i +11½ | ||||
Hiram-pirenena | Advance Australia Fair | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+61
|
I Aostralia, izay mitondra ihany koa ny anarana hoe Commonwealth an' i Aostralia (amin' ny teny anglisy Commonwealth of Australia) dia firenena ao amin' ny ila-bolantany atsimo. Ao Ôseania dia i Aostralia no firenena lehibe indrindra ary be mponina indrindra. Ao Aostralia dia ahitana an' i Tasmania ary nosy hafa maro ao amin' ny Ranomasimbe Atsimo sy ny Ranomasimbe Pasifika ary ny Ranomasimbe Indianina. Ny firenena manodidina azy dia i Indônezia sy i Timôro Atsinanana, ary i Papoazia-Ginea-Vaovao any avaratra, i Nouvelle-Calédonie any avaratra-atsinanana, i Zelandy Vaovao any atsimo-atsinanana ary ny fuzaran-tany frantsain' ny nosy Kerguelen any andrefan' ny nosy aostraliana Heard sy McDonald.