Fanambadiana

Ny fanambadiana dia firaisana eo amin' ny olona roa na maro atao hoe mpivady, izay matatika lehilahy iray sy vehivavy iray. Izany dia toy ny fifanarahana. Matetika dia mankalaza ny fanambadiany ny olona. Ny lanonana dia matetika antsoina hoe fampakaram-bady. Ao amin' ny fiarahamonina nentim-paharazana, ny safidin' ny mpivady dia matetika fehezin' ny havany. Ny zo sy ny adidin' ny mpivady dia fehezin' ny fomba amam-panao ary napetraka mandritra ny fifamofoana vokatry ny fifanarahana teo amin' ny havan' ny mpivady.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy