Fiainana

Ny fiainana dia izay mahasamihafa ireo zavatra mahakojakoja ny tenany (ny zavatra manana aina) sy ireo zavatra izay tsy mahakojakoja ny tenany, satria na efa nitsahatra ny fikojakojana ny tena (maty), na satria zavatra tsy manana aina.

Fizika hahatakatra dia voafaritra famphenana tamin' ny entrôpia (fikorontanana) sy fitombo tamin'ny pitsipitsini ny fiainana. Mampiely fikorontanana raha manjary abo pitsipitsini ny fiainana.[1]

  1. George Mason University - Does Life On Earth Violate the Second Law of Thermodynamics?

From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy