Fiteny foronina

Ny atao hoe fiteny foronina dia fiteny noforonin'ny olona iray na maro ao anatin'ny fe-potoana fohy, izay samihafa amin'ny fiforonan'ny fiteny natoraly izay tsy nilana olona mamorona azy. Anefa ny fiteny, na natoraly na noforonina, dia noforonin'ny olombelona foana, ka mety sarotra tsindraindray ny manafefy ny fiteny noforonina ary ny fiteny izay lazaina fa "natoraly".


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy