Fiteny singaley

Sinhala
සිංහල siṁhala
Tenenina any Sri Lanka
Total speakers 19 million
Ranking 60
Language family Indo-European
Writing system Sinhala abugida (developed from the Brahmi)
Official status
Official language in Sri Lanka
Regulated by No official regulation
Language codes
ISO 639-1 si
ISO 639-2 sin
ISO 639-3 sin
Indic script
Indic script
Ity pejy ity dia mety misy soratra Indika.

Ny fiteny singaley (සිංහල / sinhala) dia fiteny an' ny vondrona indô-arianin' ny fiteny indô-eorôpeanina. Any Sri Lanka izy no fiteny ôfisialy satria maherin' ny 70 %-n' ny olona mipetraka any no miteny singaley. Ny fiteny singaley dia fitenin' ny vahoaka srilankey any Azia Andrefana, any Aostralia, any Eorôpa (Angletera, Frantsa, Italia) ary any Amerika Avaratra, ny totalin' ny mpiteny singaley dia 19 tapitrisa eo ho eo. Ny fiteny singaley dia nindrana teny amin' ny fiteny paly, amin' ny fiteny sanskrity sy amin' ny fiteny tamily, ary hatry ny taonjato faha-16, amin' ny fiteny pôrtogey, amin' ny fiteny neerlandey ary amin' ny fiteny anglisy.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy