Kimeriana (vahoaka)

Kimeriana

Ny Kimeriana na Simeriana dia vahoaka indô-eorôpeana tamin' ny Andro Taloha, nipetraka tao Taorika (Krimea ankehitriny), sy tamin' ny faritra manodidina ny Ranomasin' i Azov, talohan' ny nielezany tamin' ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. any amin' ny manodidina ny Ranomasina Mainty, any Azia Minora (Anatôlia ankehitriny), any amin' ny Balkana ary ao amin' ny faritanin-dranon' i Danube.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy