Kolontsaina

Ny kolontsaina dia ny fitambaran'ny fomban' ny vahoaka ao amin' ny foko na faritra na firenena na kôntinenta iray. Ny siansa mandinika ny kolontsaina dia ny antrôpôlôjia sady siansa ara-tsosialy.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy