Monja Roindefo

I Monja Roindefo dia praiminisitry ny Tetezamita teto Madagasikara notendrena tamin' ny volana Marsa 2009, raha i Andry Rajoelina no filohana tamin' izany fotoana izany, nandritra sy taoriana kelin' ny fanonganam-panjaka natao an' i Marc Ravalomanana tamin' io taona io.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy