Ranomasimbe Indiana

Ny Ranomasimbe Indianina

Ny Ranomasimbe Indiana dia nantsoina hoe Ranomasimbe Atsinanana na Ranomasin' i India taloha. Manana velarana 75 000 000 km² izy ary voafaritr' i India sy i Pakistana ary Irana any avaratra; i Birmania, i Tailandy, i Malezia, i Indônezia ary i Aostralia any atsinanana; ny Ranomasimbe Antarktika any atsimo ary i Afrika sy ny Saikanosy Arabo any andrefana.

Ranomasimbe Indiana (Tanzania)

From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy