Ranomasina

Ranomasina

Ny ranomasina dia velaran-drano midadasika, manodidina kôntinenta amin' ny ankapobeny, ary mahasarona faritra lehibe dia lehibe amin' ny velaran' ny tany manontolo.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy