Roger Kolo

Roger Kolo 2014

I Roger Kolo na Laurent Roger Kolo Christophe dia teraka tamin'ny 3 Septambra 1943 tao Belon'i Tsiribihina, asa ataony dia dokotera mpitsabo ara-pahasalamana. Ary izy dia olo-manga malagasy sady efa praiminisitra, voatendry tamin'ny 11 Aprily 2014 ary nitsahatra tamin'ny 17 janoary 2015.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy