Valesa Atsimo Vaovao

Valesa Atsimo Vaovao (amin'ny fiteny anglisy : New South Wales izay afohezina hoe NSW) dia fanjakana ao Atsinanan'i Aostralia. Ny faritany manodidona azy dia Queensland, Victoria, ary Aostralia Atsimo. Ny renivohi-paritany dia Sydney izay tanàna be mponina indrindra ao amin'ilay faritany ary ao Aostalia. Ny isam-ponina dia 7,23 tapitrisa mponina izay 34,5%-n'ny isam-ponin'i Aostralia.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy